azavana / velirano

Just for Fun Repo listing all promises made by the brand new president of Madagascar for Madagascar
https://azavana.github.io/velirano/
19 stars 10 forks source link

Citation Needed :-) #13

Open elsifaka opened 5 years ago

elsifaka commented 5 years ago

Sao tokony asiana lien ny source isaky ny entrée (ohatra hoe lien youtube, na video, na post officiel) ?

noemi-dresden commented 5 years ago

Actually good Idea 😀. Efa misy ihany ao fa ho an'ireo efa misoratra ao, ao amin'ny ReadMe no misy azy. Fa nefa afaka hitarina ny json schema. Please fork and add it raha afaka ianao, raha tsy kosa dia ezahana atao rehefa misy fotoana.

@realtsiry have a look at this. Make sense, right?

didaRatsimba commented 4 years ago

Afaka mitady sources à mes heures perdues ... misy sasany izao efa lasa dezaka be vao hita dia lasa tahaka ny "mitory tsy misy porofo"